Sandwich Maker an’ny Mada Click by Iam LorahGasy
Rehefa akatoky ny fety toy izao dia mba manao izay mahafaly ny ankizy
Ny mikarakara sakafo miaraka no tena anisan’ny tena tian’ny zaza
Nahita an’ity Sandwich Maker ity tao amin’ny Mada Click https://www.facebook.com/madaclickmarketing , fanaovana sandwich izy ity fa mahavita zavatra maro be
Tsidio ny pejy Mada Click https://www.facebook.com/madaclickmarketing fa betsaka sady mora ny entana ao
Andao ikarakara ary e
#iamlorahgasy #fiainanatsarakely