REVIN-GADRA (L’illusion de la Perfection)
𝐑𝐄𝐕𝐈𝐍-𝐆𝐀𝐃𝐑𝐀 (𝐋’𝐢𝐥𝐥𝐮𝐬𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐏𝐞𝐫𝐟𝐞𝐜𝐭𝐢𝐨𝐧)
Mahasarika sy mahasodoka ny maro an’isa ny PERFECTION. Kanefa ny ao ambadiky ny PERFECTION dia sarintsarim-piainana fa tsy tena izy. Oharina @ atao hoe “Prison dorée” izany.
Vitsy kosa anefa ny misafidy ny atao hoe “SINCERITE”, satria miaina ny tena zava misy marina.
Ny mpivoy ny “Perefection” dia manda ny tsy hisian’ny TSY FAHOMBIAZANA mihitsy na ECHEC @ fiainan’ny olona iray. Nefa ny FAHOMBIAZANA na ny “SUCCES” dia efa vokatry ny fitambaran’ny tsy fahombiazana mazo, nafahany manoritra ny lalan-ko aviny.