Ny mivavaka tsy famenoana fepetra takiana
Ny atao hoe MIVAVAKA Dia tsy famenoana ”case” manaraka ny fepetra TSY MAINTSY arahina , na fitadiavana ” points ” tsara …
TSY FEPETRA MORALY ARAHINA TRATRARINA NY HOE MPIVAVAKA . .
Raha ireo rehetra ireo no Antony hivavahanao Dia ho lasa ENTAMAVESATRA ho anao ny MIVAVAKA .