Maromaro ny cas-na violence na Herisetra tato ho ato
ty misy vidéo manazavazava mikasika ireo karazana violences na Herisetra mety ahazo antsika
Misy ihany koa torohevitra raha sanatria vavolombelona na tratan’izany Herisetra izany isika
Mazotoa mijery dia zarao fa Sao mahasoa ny hafa
Mirary Soa atsika rehetra
#iamlorahgasy