L’évangélisation marteau
👉 Tian”ny olona mihitsy ilay mampitahotra ny zanany na ny hafa fa bedin’ Andriamanitra raha manao Zao sy izao zany hoe lasa Andriamanitra masiaka zany no lazaina sy ambara . TSY BIBY FAMPITAHORANA ANDRIAMANITRA ,tsy mpanao menace IZY , TSY TRIMOBE IZY
👉 Misy indray koa anefa DEVOLY foana no deraina sy omena toerana avo ka izay rehetra atao Dia ahitany devoly avokoa . Aza deraina ho mafy sy matanjaka ny devoly sy ny afobe . Tsy ny devoly tompoko no handresena lahatra ny olona hanekeny ny finoanao .
❌❌❌ NY FITIAVAN’I JESOSY , NY HAZO FIJALIANA IZAY LALAMPAMONJENA … IREO TOMPOKO TORIANA