Triade : vola – fahefana – herin’ny maizina
Toko telo mahamasa nahandro ho an’ireo ELITES MONDIALES ireo zavatra telo ireo. Fa ny tsy fantatry ny maro ny tena ambadika mifehy ny zavatra rehetra dia io herin’ny maizina io.
Ny tontolon’ny fandraharana dia tsy ratsy ho azy fa ny fanaovan’ireto farany ampihimamba izany ka navadiny ho @ fampanjakana ny fanjakan’ilay ratsy no mitarika faharavana sy fahasimbana misy eo @ fiaraha monina.
Ho hazavaina ato fa tsy miady velively @ « Monde de la Finance » isika, satria ny ekonomia dia avy é teny hoe OIKOS = trano = na koa hoe « Norme de conduite ». Fa ny iadivantsika dia ny » Crématistique » (Accumulation des moyens en vue d’une fin personnelle).
Ny ao ambadik’izany rehetra izany dia ny fanompoan’ireo olona ireo ily rain’ny lainga satria ilay tontolo tazan’ny masontsika isan’andro io dia ILLUSION daholo