Torohevitra ho an’ireo olona voan’ny asthma – Sarobidy ny Fahasalamana
Torohevitra ho an’ireo olona voan’ny asthma sy fomba fampiasana ny ventoline spray
Aretina mampijaly ny asthma ary mety hiteraka fahafatesana mihitsy aza. Azo atao tsara anefa ny miaro ny fihetsehan’izy io. Araho ato anaty video fohy ireo torohevitra sy ny fomba fampiasana ny fanafody ventoline spray.
by RBC G Tv
Click to rate this post!
[Total: 0 Average: 0]
Vous devez vous connecter pour voter