Tanimanga tonga oeuvre d’Art
Tsy hoe manefy antsika Andriamanitra mba ho vonjena isika , fa ny fanefeny antsika sy ny famolavolany antsika ny hahatonga antsika ho ŒUVRE D’ART araka ny hoe nohariaNY ho PARFAIT , izany hoe ilay PARFAIT Tina lazaina eto Dia hoe mba ho tanteraka ny zanak’ Andriamanitra ho vonona tsara amin’ny ASA TSARA REHETRA . Izany hoe ilay PERFECTION resahana eto Dia tsy ny perfection an’ilay olona izay hanao ny asa fa ilay PERFECTION ILAY ASA AMPANAOVINY ANAO .
Click to rate this post!
[Total: 0 Average: 0]
Vous devez vous connecter pour voter