Resaka dépendance affective
Niverina foana matetika ny resaka #dépendanceaffective na tato amin’ny pejy , na eny amin’ny tambazotra rehetra eny ; tsy lahy , tsy vavy fa miaina azy daholo ( eny fa Dia olo-malaza 🤫🤭)
Miverina foana koa ao amin’ny D.A Coaching _ Vie allignée mila ho isan’andro 🥺
Ary Rehefa tena lasa lavitra izy io Dia manimba fiainana iray manontolo mihintsy….
Rehefa mbola kelikely ilay degré vita vita mora eny ilay izy fa rehefa tena mitohy eny foana Dia lasa mihitatra Zavatra hafa …..
Rehefa mijaly resaka #dépendanceaffective dia lasa miankina amin’olona na Amina Zavatra ny fiainanao iray manontolo…
Mianàra ho irery
Mianàra ho sambatra irery
Mianàra manome ny tenanao ianao ihany ny zavatra ilainao
Mianàra mahatoky ny tenanao
Ao anaty vidéo ny ambon’ny hafatra rehetra
Zara raha nahasoa anao fa mety hahasoa ny hafa ihany koa
#dépendanceaffective