Podcast Anay Mitsam-Geoffrey Gaspard – Malagasy Filmmaker
Fanamarihana: Ho anareo izay te hianatra teny anglisy (na ho an’izay efa mispeak be), natao tamin’ny teny anglisy ity episode iray ity.
Raha resaka sarimihetsika dia efa malaza be Madagasikara, fa saingy tsy misy malagasy na iray aza anatin’ny dessin animé iny. Soa ihany fa misy an’i Geoffrey Gaspard izay mpanao sarimihetsika mampiseho Madagasikara sy ny mponiny amin’ny tena izy. Resaka arabe maha-ela voyage, ny documentaire efa nataony, ny fitiavany an’ireo kolotsaina Malagasy, sy ny kodry.
Geoffrey: https://www.instagram.com/geoffrey_ga…
Click to rate this post!
[Total: 0 Average: 0]
Vous devez vous connecter pour voter