Podcast Anay Mitsam – D Rand – Mpitainga Trottinette Professionnel
Mafy izany fiainan’ny mpanao sports extrêmes izany fa tsy maintsy miatrika risque be amin’ny fiainana andavanandro. Saingy fitiavana be an’ilay sport koa ilay izy araky ny hevitr’i JD Rand izay mpitainga trottinette professionnel. Resadresaka milamina izy ity miaraka amin’azy dia mazotoa mihaino sy mijery e!
JD Rand: https://www.instagram.com/jdrand_/
Click to rate this post!
[Total: 0 Average: 0]
Vous devez vous connecter pour voter