Ny zava-misy (réalité) tsy voatery ho ny marina (vérité) velively
Aza manaiky ho anisan’ny olona maivan-doha sy maivam-pisainana toy ny akofa ka tsy mandinika sy tsy mamakafaka akory fa avy dia manaradrenirano FOTSINY amin’izay fitsokan’ny rivotra fa meteza hitrandraka ny MARINA mihoatra noho ny ZAVAMISY
Click to rate this post!
[Total: 0 Average: 0]
Vous devez vous connecter pour voter