Ny vavaka? tsy vitan’ny her sy fahefana fa mila fahendrena ny famahana sy famaliana azy…
Azon’Andriamanitra atao ny manome izay REHETRA angatahan’ny olona Aminy fa maninona no tsy ataony ?
Satria tsy ny famahana ny olana rehetra mianjady amin’ny olona mihitsy no ampilamina ny fiainana fa ny fahaizana mi- » géré » ilay olana misy .
Click to rate this post!
[Total: 0 Average: 0]
Vous devez vous connecter pour voter