Ny « SOI » sy ny « MOI »
𝐍𝐲 « 𝐒𝐎𝐈 » 𝐬𝐲 𝐧𝐲 « 𝐌𝐎𝐈 »
Ny fampifangaroana ireo zavatra roa ireo dia manimba zavatra maro ao @ fiainan’ny olombelona. Handaniany fotoana maro ny HAMAROTANY ny « MOI » izay marihina fa tsy tena ny fiziany fa toy ny masque.
Ny olon’afaka dia olona tsy voafatotry ny « Image » na ny « MOI » andrasan’ny olona sy ny fiaraha monina aminy intsony fa tena mampisonagina ny fiziany na ny « SOI ».
Ny fiaraha monina dia manery anao hisalotra ny idealy izay tsy ilainy akory fa ianao no tereny hovoagejan’izany, ka lasa fonja ankosobolamena ho anao izany (Prison dorée)