Ny sanana no tompon’ny teny farany
Simba tanteraka ny fiaraha-monina amin’izao vaninandro hiainantsika izao satria Dia izay manam-bava sy manana laza no manana ny pouvoir des paroles Ary TOA everina ho manana ny MARINA sy TO TENY eo amin’ny fiaraha-monina hany ka very ny FAMPIANARANA MARINA . Izay ilay PARADIGME ( Inversion des valeurs ) . Ny FUTILE lasa UTILE Ary ny INUTILE Tonga SUBTILE.
Ny mpiteniteny fahatany sy izay manambava no TOA lasa henoina sy mametraka NY NORME … MAMPALAHELO .. Mahaiza manavaka ny zava-tsoa hiala amin’ny zava-poana .
Click to rate this post!
[Total: 0 Average: 0]
Vous devez vous connecter pour voter