Ny lasako tsy manakona ny fitiavan’Andriamanitra
Manahirana ny mason’olona indrindra fa ny fiaraha-monin’ny mpivavaka ny mahita olona iray mety nanana lasa manafitohana , indrindra moa ka hoe lasa manana toerana ambony na indrindra lasa mitory ny Filazantsara ilay olona .
Asa hadino Rey olona fa amin’Andriamanitra Dia ilay maha izy azy anao mihitsy no hanehoany fa FAHASOAVANA SY FITIAVANA IRERY IHANY NO AO AMINY ka na inona lasanao Dia tsy manakana AZY tsy hifidy anao sy hitia izany .
Click to rate this post!
[Total: 0 Average: 0]
Vous devez vous connecter pour voter