Ny finoana tsy misy idiran’ny Manambony moraly
Ny FINOANA dia tsy eny amin’ny habakabaka , sy misidintsidina , na natao ho an ny olona matanjan-tsaina sy positif amin’izay atao na amin’ny fahitanao ‘ny ampitso sy ho avy sns … Fa ny FINOANA DIA MISY HIFAHARANA , MIFAHATRA AMIN’NY FANANANAO ANTOKA AMIN’NY ZAVATRA IZAY NOLAZAIN’ ANDRIAMANITRA ANAO FA TSY MIANKINA AMIN’IZAY ZAVATRA HITAN’NY MASONAO NA ANTENAINAO NA AMIN’NY ANALYSENAO NA AMIN’NY SENTIMENT ANAO NA IZAY LAZAIN’NY MANODIDINA ANAO sns …
Anao ny safidy na hihaino izay LAZAIN’ANDRIAMANITRA anao na izay LAZAIN’NY MANODIDINA anao
Click to rate this post!
[Total: 0 Average: 0]
Vous devez vous connecter pour voter