Ny fanetretena haitraihitra mikendry culte de la personnalité
MAHAIZA MANAVAKA … Misy tokoa reo olona mody miseho manampy .. ireo olona mody miseho ho manam-pitiavana , mody miseho ho mpiaro nefa tsy izay no marina fa misy hevitra ratsy ao ambadika mba hahafahany midominé anao sy hametrahany ny fahefany aminao .
Ireny olona ireny dia Maka ny toeranan’ Andriamanitra na mihevitra ny tenany ho Andriamanitra mihitsy tompon’ny zavatra rehetra sy ny fahefana ka manao izay hiankohofanao eo anatrehany sy hieveranao tena fa azy ny ainao sy izay mikasika anao Ary tsinotsinona ianao raha tsy misy azy . MITANDREMA ……
Click to rate this post!
[Total: 0 Average: 0]
Vous devez vous connecter pour voter