Misy karazany 3 ny mpanao FACEBOOK
1- GRAND ESPRIT : ireo olona mandany ny fotoanany eto mandalina foton-kevitra na firehan-kevitra hanaovany débat fa tsy variana amin’ny événements sy ilay olona hiantefany .
2- ESPRIT MOYEN : ireo olona mandany ny fotoanany amin’ny événements na fait divers mitranga ( misy an’izao indray hono eee sns. Dia manoko Resaka amin’iny mikaroka hoe inona no tena nitranga ,fa naninona sns … )
3- PETIT ESPRIT : ireo olona tsy misy atao afatsy ny miresaka olona iharan’ilay événements. Toa Zara aza misy an’izay hamatrarana ny hatezerana , sy frustration sy fahasahiranana sns … Ary tena mahafaly azy sy fahafinaretany ny milaza Zavatra maharary an’ilay olona mba hahafahany mi-se- dedouaner na hoe manasongadina ny tenany