Le Pianiste Virtuose nosoratan’i C. L. Hanon version SOLFA
Fiadanana…
Hizara amintsika ity exercice ity aho androany. Sady anolotra ho anareo ity vokatra vaovao be ity.
Le Pianiste Virtuose nosoratan’i C. L. Hanon version SOLFA.
Ity boky ity dia natao ho an’ireo olona manana problème doigté, hikotrana rapidité, hikotrana gamme, tonalité, accord.
Natao ho an’ireo izay efa mahay mamaky solfa.
Hivoaka ny 04 jona 2023 ity boky ity.
Afaka micommande sur mp ianao dien’izao.
Prix: 49.000Ar (boky imprimé 100 page+video an’ilay exercice)
LIVRAISON GRATUIT TANA
034 36 682 43