Izy no efa mijoro mameno ny banga
Rehefa tojo Zavatra sarotra na mafy loatra amin’ny fiainana isika Dia tsy mahazaka ny saina fa mikaroka hatrany ny anton’izany saingy tsy mety mahita valiny mahafampo mihitsy .
Toa avela mihitsy aza hiavosa ilay Zavatra mianjady Ary tena re fa raha amin’ny maha olombelona voafetra antsika Dia efa tena IMPOSSIBLE no hahazakantsika azy saingy ny marina dia Zao : efa tsy isika intsony no miatrika azy ireny fa efa MISY MANOME HERIN-TSAINA SY MANAFY HERY ANTSIKA , mitantana antsika mamakivaky izany lalana mafy zany Ary tsy azontsika an-tsaina akory izany .
Na ny mpitazana aza Dia mihevitra fa isika no mafy saina sy matanjaka ,eny na isika aza mihevitra fa mafy saingy aza adino fa MISY AN’I JESOSY MIARAKA , MIAZONA , MIADY …HO ANTSIKA EO ,ARY IZY NO MBOLA MAMPIJORO ANTSIKA TOY IZAO .