Izaho no misafidy ny anjarako (destin-ko)
Nomen’ Andriamanitra eo alohanao ny SAFIDY ( fiainana mandrakizay na ny fahafatesana ) Aza milavo lefona hoe efa izay no Anjara na lahatra fa afaka misafidy ny lalam-piainantsika isika olombelona .Mahaiza misafidy ary mijoroa ( ASSUMER) amin’izay safidinao .
Click to rate this post!
[Total: 0 Average: 0]
Vous devez vous connecter pour voter