GREAT RESET na REINITIALISATION
Manoloana ny Krizy ara ekonomika maneran tany, dia ampirisihana izao tontolo izao hiroso ho @ REINITIALISATION hoy ny TALE JENERALIN’NY FMI teo aloha CHRISTINE LAGARDE fony tamin’ny FORUM ECONMIQUE MONDIAL TANY DAVOS.
Ny taona 2021 no heverina ho « Année de la réinitialisation » hirosoana ho @ SYSTEME MONETAIRE MONDIALE.
Hatao inona daholo anefa izany? Hoy izy ireo ihany hoe: « Mba hahafahana manao io RESET io dia mila gouvernement matanjaka maneran-tany. Koa raha monaie mondiale dia mazava ho azy gouvernement mondial.
Click to rate this post!
[Total: 0 Average: 0]
Vous devez vous connecter pour voter