Gambas grilles a la senteur des iles, Chutney de fruits exotiques ,Iam LorahGasy
Les loulous o, đ„°â€ïžđ
Iza aminareo no tia misakafo ohatra’ahy ? â€ïžđ„°đ
Andehandeha ety amin’ny Vertigo Restaurant ato amin’ny Central Hotel Tsaralalana aty amin’ny 5eme etage isika androany đđ„°đ
Hamoaka carte vaovao ry zareo afaka andro na ora vitsivitsy sisa, noho izany dia nanandrana sakafo maromaro tamin’ilay carte vaovao;đ„°đ
Sady i Chef Coco , Chef ao amin’ny Vertigo mihitsy no ampiseho atsika ny fomba fikarakarana ireo sakafo ireo đ„°â€ïžđ
Ny sakafo sady tsara no betsaka đ„°â€ïžđ
Manasa anao hanandrana ary e đ„°â€ïžđ
#iamlorahgasy #fiainanatsarakely