Gambas grilles a la senteur des iles, Chutney de fruits exotiques ,Iam LorahGasy
Les loulous o,
Iza aminareo no tia misakafo ohatra’ahy ?
Andehandeha ety amin’ny Vertigo Restaurant ato amin’ny Central Hotel Tsaralalana aty amin’ny 5eme etage isika androany
Hamoaka carte vaovao ry zareo afaka andro na ora vitsivitsy sisa, noho izany dia nanandrana sakafo maromaro tamin’ilay carte vaovao;
Sady i Chef Coco , Chef ao amin’ny Vertigo mihitsy no ampiseho atsika ny fomba fikarakarana ireo sakafo ireo
Ny sakafo sady tsara no betsaka
Manasa anao hanandrana ary e
#iamlorahgasy #fiainanatsarakely