FINOANA sa INSTITUTION ?
đ
đđđđđđ đŹđ đđđđđđđđđđđ ?
Ny Fiangonana ve ORGANISME sa ORGANISATION ? Ny Organisme (zava manan’aina) fa ny Organisation (dia rafitra sy lamina no betsaka ao).
Moa ve mamaly ny tinadin’ny lafin’ny finoana ny tolotra aroson’ny “Institution religieuse” misy @ zao androtsika izao sa tsia?
Tsikaritra ho misy CRISE DE LANGAGE ny Fiangonana ka lasa tavela @ DOGMATISME nefa tokony hizotra @ ilay tondro zotra napetraky Kristy t@ nahatongany ho nofo (INCARNATION). Koa arak’izany, moa ve “IncarnĂ©” eo @ olona ve ny hafatra ampitaina sa lasa misavoana any @ habakabaka nefa ny sehatra hafa aza izao efa tafiditra ao @ tokotanin’ny resaka finoana ka manolotra tolotra vaovao @ lafiny SPIRITUALITE izay nanaisotra ny resaka finoana sy Andriamanitra ao anatin’izany “SpiritualitĂ©.
Ny “Institution religieuse” anefa tavela sy lany andro @ lafiny bureaucratisation ny asam piangonana.