Beauté
32 Vidéos
- Classer par: Les plus likées
Relooking Njarasoa – Essentielle TV
Tovovavy tena sarokenatra be izy fa jereo anie ny fiovany e 😍 Aza misalasala miantso anay ho anao izay liana te hanao relooking Step...
211
5K
Fanalana extension by Iam LorahGasy
Re-coucou ndray o 😍💋😘 Betsaka ny nangataka ny hatao raha te hanala ilay extension 😍😘 Inty ary ilay vidéo 💋😍😘 Zarao raha tianao...
36.1K
3.9K
Fanaovana soin ho an’ny tanana sy tongotra
Hohitanareo ato anatin’ity video ity ny fanaovana soin ho an’ny tanana sy tongotra * manala ireo hoditra maty sy loto am...
61.9K
3.5K
Maquillage mora averina any an-trano
Afaka atao nude na gloss fotsiny ny molotra raha amin’ny atoandro 💓💟💞 Mazotoa mijery dia aza adino ny mi-j’aime na mi-s&...
19K
1.5K
Soin visage : Manadio ny petina rehetra amin’ny tarehy toy ny mony , point noir
Bonjour daholo ooo, mialatsiny ho antsika rehetra izay efa niandry ilay vidéo tuto omaly fa zao vao afaka alefako ilay izy nohonR...
251.6K
2K
Soins du visage ho antsika vehivavy na ho anareo lehilahy ihany koa
Mendrika ho karakaraina ny tarehy Mazotoa manao soins fa mbola afaka kolokoloina io tarehy Simba , feno mony , points noir , panda ,...
17K
1.9K
Gommage très simple
Indrindra ho anareo manana #peaugrasse Dia tsara manao #gommagevisage matetika 🥰 Tsy Mila composition ana produits be Dia be izy ity...
7K
816