Astuces pour bien “fripper”
i Maman Tsotra aloha androany no manolotra an’ity vidĂ©o ity fa tsy afaka kely i Kanana. đi Maman Tsotra zay mintsy no ataonay anarany satria misy an’i Maman Mpanao raharaha koa ato tsina
Zava-tsoa be 02 no zarainy ato :
đSatria tsy fiasana rapitso dia mety handeha hijery fripe eny Mahamasina tsika dia omeny fikafika kely aloha fa mila art hono ny mi “fripper” fa tsy mora. đ
đFaharoa, misy occasion hahazoana tĂ©lĂ©phone, tĂ©lĂ© Ă©cran plat, ipad, PS5 sns tantarain’zareo ao fa henoy tsara dia mandraisa anjara
đFahatelo, Jereo hatram farany fa raha tianareo hono ny vidĂ©o dia misy thĂšme hafa proposeny ao ho avoakany @ manaraka. Miankina @ nareo no hamelako ou non anazy hanao an’izay vidĂ©o manaraka izay
Bon visionnage, et partagez, ne soyez pas Ă©goĂŻstes đ