Astuce kely fanadiovana clavier – Solfa mozika
Finaritra e..
Astuce kely fanadiovana clavier ity atolotro androany ity. Rehefa tsy mety amin’ity dia any amin’ny lafiny teknika izany no misy olana fa tsy matériel.
6taona mahery izay no nampiasaiko ity clavier Yamaha psrE-433 ity. Rehefa misy touche maty iny izy dia izao foana aloha no fomba anadiovako azy atreto dia mandeha tsara daholo ilay touche avieo 😊
Tiako hozaraina aminareo izany.
Marihana fa fizarana ihany no ataoko fa TSY MPANAMBOATRA CLAVIER aho akory. ⛔
Ilay clavier maître fanaovako video (carbone 61) iny ihanikoa dia hoatran’io ihany ny anadiovako azy.
⛔⛔TSY MPANAMBOATRA CLAVIER AHO TOMPOKO⛔⛔
Fa mampianatra mitendry clavier amin’ny alalan’ny solfa.
Manasa anao hitsidika ny Solfa Mozika Groupe hifampizaratsika bebekokoa.