Andro maneran-tany hisoroana ny famonon-tena by Iam LorahGasy
Hiresaka momban’ny famonon-tena isika satria « journée mondiale de la prevention du suicide » na andro maneran-tany hisoroana ny famonon-tena androany
Fantaro fa isaky ny 40s dia misy olona iray mamono-tena eto an-tany
Mirary soa antsika rehetra hatrany
#iamlorahgasy #fiainanatsarakely