Tuto bougeoire – Dyana Vintage Déco
Lundi #tuto #tuto #tuto
Ilainareo be ity tuto androany ity!
nahavita karazany 4 aho teto nefa tsy lafo ny akora
ciment blanc: 4000ar
bougies: 2500ar
ny lasitra: ilay fonona biscuit plastique na ilay avy mividy dattes ireny dia ilay tranony
Ireto kosa ny mpandray anjara:
neninay no naka ny vidéo
Andri Antsoa no nanao montage
ny ankizy kely nanampy teny antenatenany
brigadier mpividy sy mpitondra ilay entana any an_ dafy
Araho foana ny pejy fa tsy ho ela indray ny tuto manaraka