Astuces pour bien « fripper »
i Maman Tsotra aloha androany no manolotra an’ity vidéo ity fa tsy afaka kely i Kanana. 😉i Maman Tsotra zay mintsy no ataonay anarany satria misy an’i Maman Mpanao raharaha koa ato tsina
Zava-tsoa be 02 no zarainy ato :
📌Satria tsy fiasana rapitso dia mety handeha hijery fripe eny Mahamasina tsika dia omeny fikafika kely aloha fa mila art hono ny mi « fripper » fa tsy mora. 😅
📌Faharoa, misy occasion hahazoana téléphone, télé écran plat, ipad, PS5 sns tantarain’zareo ao fa henoy tsara dia mandraisa anjara
📌Fahatelo, Jereo hatram farany fa raha tianareo hono ny vidéo dia misy thème hafa proposeny ao ho avoakany @ manaraka. Miankina @ nareo no hamelako ou non anazy hanao an’izay vidéo manaraka izay
Bon visionnage, et partagez, ne soyez pas égoïstes 😜