Poulet au carry SAVOUR
Homano dieny izao ny fetin’ny reny miaraka amin’ny #TutoCuisine
Poulet au carry SAVOUR no sakafontsika anio
Ireto avy ary ny zavatra ilaina :
– Nofon’akoho
– Carry SAVOUR
– Dipoavatra SAVOUR
– Crême fraîche
– Saosy soja
– Tongolo maitso
– Tongolo gasy
– Tongolo
Mazotoa mikarakara dia aza adinoina ny mampiasa ireo vokatra Maison SavouR
#AloaloTV #EmissionDigitale #VokatraSavour #VitaMalagasy
Click to rate this post!
[Total: 0 Average: 0]
Vous devez vous connecter pour voter