Gambas grilles a la senteur des iles, Chutney de fruits exotiques ,Iam LorahGasy
Les loulous o, 🥰❤️😍
Iza aminareo no tia misakafo ohatra’ahy ? ❤️🥰😍
Andehandeha ety amin’ny Vertigo Restaurant ato amin’ny Central Hotel Tsaralalana aty amin’ny 5eme etage isika androany 😊🥰😍
Hamoaka carte vaovao ry zareo afaka andro na ora vitsivitsy sisa, noho izany dia nanandrana sakafo maromaro tamin’ilay carte vaovao;🥰😍
Sady i Chef Coco , Chef ao amin’ny Vertigo mihitsy no ampiseho atsika ny fomba fikarakarana ireo sakafo ireo 🥰❤️😍
Ny sakafo sady tsara no betsaka 🥰❤️😍
Manasa anao hanandrana ary e 🥰❤️😍
#iamlorahgasy #fiainanatsarakely
Click to rate this post!
[Total: 0 Average: 0]
Vous devez vous connecter pour voter