Tokony omena alalana ny vehivavy hanala zaza raha ao aorin’ny fanolanana
Coucou les loulous
Araky ny publication natao tanikeo dia « Journée mondiale pour le droit à l’avortement sécurisé » ny andro anio
Akoatran’ny hevitro izay efa fantatrareo izay hoe : Tokony omena alalana ny vehivavy hanala zaza raha ao aorin’ny fanolanana teo anivon’ny fianakaviana na inceste , na fanolanana na viol
Misy olona maromaro ireTo maneho ny heviny manoloana izany fanalan-jaza izany .
Estelle Razanadrakoto
Secrétaire Générale du Conseil National des Femmes de Madagascar
Safikah Dani
Membre du mouvement Nifin’Akanga
Marie Christina Kolo
Ecoféministe, entrepreneure sociale et activiste climatique
Dr Jean-Claude Mulumba
Représentant Pays, Ipas RDC
Général Désiré Ramakavelo
Membre titulaire de l’Académie malagasy
Dr Éric Andrianasolo
Président de l’Ordre National des Médecins de Madagascar
Dr Elias Girma
Directeur de programme WISH2ACTION/ IPPF/ Fédération Internationale pour la Planification Familiale
Eléonore Johasy
Députée élue à Vangaindrano, Ancienne Ministre de la Population
Misokatra ary ny ady hevitra , ahoana ny hevitrao?
#iamlorahgasy #fotoanaZao