Ny toeran’ny vehivavy eo amin’ny fiaraha-monina
Mitovy zo isika by Iam LorahGasy
Coucou mes loulous
Betsaka ny nangataka ny momban’ny toeran’ny vehivavy eo amin’ny fiaraha-monina sy ny fianakaviana
Ity ary ilay vidéo momban’izay
Misaotra atsika mi j’aime sy mi s’abonne amin’ny page-tsika sy mi-partage ny video
Mazotoa mijery ary o
Zarao raha mahaso anao
#iamlorahgasy