Jesoa sa Jesosy sa Yeshua sa … inona no tena izy?
Samia mitandrina fa betsaka ny fampianaran-diso miparitaka amin’izao momba io anaran’ny Mpamonjy io. Miorena tsara dia aza miova. Mirary soa!
(Fanamarihana: Avy amin’ny teny Grika daholo no nandikana ny anarana rehetra ao amin’ny Testamenta Vaovao, fa tsy teny frantsay, sao gaga isika amin’ireo ohatra nomeko)
Click to rate this post!
[Total: 0 Average: 0]
Vous devez vous connecter pour voter