FAMATORANA (Addictions)
𝐆𝐄𝐉𝐀 𝐒𝐘 𝐅𝐀𝐓𝐎𝐑𝐀𝐍𝐀 (𝐀𝐝𝐝𝐢𝐜𝐭𝐢𝐨𝐧)
Ity lohahevitra ity dia lohahevitra nangatahan’ny mparanaka pejy iray.
Horesahana ato ny fanazavana azo omena mahatonga ireny « Addictions » ireny.
Manoloana izany, betsaka no mamitaka ny olona ho @ fanafahana an’izy ireny. Tsy maintsy mila hery ambony ivelan’ny tena vao afaka @ zany fa tsy afaky ny Méditation, na Yoga, sns…..
Tsy az atao koa anefa ny manamora zavatra toy ny hoe vavaka fotsiny dia afaka. Fa mila mandalo ny lalan’ny fahatsapana fa marary tokoa ilay ary mahatsapa fa tsy mahavonjy tena izy.
Click to rate this post!
[Total: 0 Average: 0]
Vous devez vous connecter pour voter