Andriamanitra dia nanao zavatra tsara indrindra raha nanao izao tontolo izao.
Andriamanitra dia nanao ZAVATRA TSARA INDRINDRA raha nanao izao tontolo izao… Noho izany tokony hanao zavatra tsara isika izay mivavaka Aminy. Tokony hiavaka isika eo amin’ny toerana misy antsika sy amin’ny zavatra ataontsika.
Ilaozy ny » esprit de Médiocrité » fa tsy mifanentana amin’ny maha Kristiana antsika izany. Tokony hisy AKONY amin’ny manodidina anao, amin’ny société… NY FINOANAO.
Esprit de médiocrité VS Esprit de l’excellence
Click to rate this post!
[Total: 0 Average: 0]
Vous devez vous connecter pour voter