Ny ain’ny olona tsy miankina amin’izay ananany
Ny ain’ny olona tsy miankina amin’izay ananany . Eo amin’izay everintsika ho fatiantoka indrindra , eo amin’izay everintsika ho faharavana indrindra … Eo no fiandohan’ny fiainana , na fiandohan-javatra vaovao .
Seul la bonne porte qui s’ouvre …