Epreuve ou bonus de la vie ?
Mandrampaha fantatrao ny hafatra ao ambadiky ny »épreuve » iray mitranga eo amin’ny fiainanao Dia mijanona ho enta-mavesatra ho anao izany .
Tadidio nefa fa ilay » épreuve » andalovanao io Dia tsy fanadinana , na fitsapana fa misy » bonus » mihoatra ilay andrandrainao ao ambadika ao . Tandremo anefa variana fotsiny amin’izay hahatafavoaka anao anatin’ilay »epreuve » ka tsy mahita ireo Zavatra maro tin’Andriamanitra haseho anao ka ho lasa »perte » fotsiny ianao nandalo ilay »épreuve » .
Ny Zavatra rehetra miara miasa hahasoa … Ao anaty »épreuve » ny hafatra .
Click to rate this post!
[Total: 0 Average: 0]
Vous devez vous connecter pour voter