La vérité nous dérange, le mensonge nous arrange
Matoa ny lainga mahomby Dia satria ny antsasany TOA marina . Ilay semi – vérité misy no manarona ilay lainga ao ambadika . Ny lainga mantsy dia onda-malemy mahatamana sy mampatory .
Ny marina dia kosa sarotra trandrahana , tsy azo indray andro fa Zavatra katsahina isan’andro Ary tsy mametraka anao amin’ny zone de confort .
Tery ny lalan’ny marina na ny fanjakan’Andriamanitra saingy miafara amin’ny fiainana foana , fa malalaka kosa ny lalan’ny lainga na amin’ny fahaverezana ary miafara amin’ny fahafatesana hatrany .
Click to rate this post!
[Total: 0 Average: 0]
Vous devez vous connecter pour voter