Miafina ao ambadiky ny zavatra bitika ny fahalehibiazan’Andriamanitra
Matetika isika olombelona Dia tsy mahita Ary mijanona amin’izay miharihary eo alohantsika FOTSINY ( na ankafaliana na ankaratsiana ) fa tsy mikaroka ny antsipirihiny hatramin’ny kely indrindra mba ahitana ny Antony sy ny Zavatra tadiavina amin’izay miseho eo amin’ny fiainantsika. , Fa indrindra ny hahalalantsika ny fomba nampiasan »Andriamanitra manoloana izay miseho eo amintsika hatramin’izay ka hatramin ‘izao , jereo hoe tamin’ny fomba ahoana nanaovaNY izany mba hanananao antoka indray amin’izay miseho eo amin’ny fiainanao ampitso sy ho avy .
Click to rate this post!
[Total: 0 Average: 0]
Vous devez vous connecter pour voter